1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
\v 17 Ka la nitimpo tambaibo egny ie mamdra-pahatsofitsy ngandro. Bakeo namofoky gny feheam-bary navoriny ie, ka vary hordea tokony ho eo amin'ny gny efaha raiky izay. \v 18 Naondrany io ka nagna-tana agny ie. Bakeo jerin'ny gny rafozam-baviny gny voavoriny. Nanday vary voaendy ambin'ny gny haniny avao koa Rota ka nagnomea an'izay hoa azy. |