msh_rut_text_reg/01/08.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 8 Hoy Naomy tamin'ny vonantony roe vavy reo hoe: "Mandenà, mimpoly, agny amin'ny gny tragnodraenareo, nareo kiraikiraky iaby. Yaveh anie hagnaboaky gny hasoany aminareo, manahaky gny nagnaboahanareo gny hasoam-pagnahy tamin'ny gny maty voho tamiko. \v 9 Gny Tompo anie hagnomea anareo ka hahitanareo fiadana, nareo kiraikiraiky bakao amin'ny gny tragnon'izay valy hafa. "ka la nagnoroky azy rozy, ro nanandratsy gny feondrozy la nitagny. \v 10 Hoy rozy taminy hoe: " Tsia! hiaraky himpoly aminao ho agny amin'ny gnolonao rahay."