msh_rut_text_reg/01/01.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 1Tamign'andro nanampahan'ireo mpitsara la nisy gny mosary teo amin'ny gny tany , ka la nisy johary raiky bakao Bettleheman'i Joda nadeha tagny amin'ny gny tanin'i Moaba niaraky tamin'ny valiny voho ireo anany roe lahy. \v 2 Gnagnaran'ny johary raiky la Elimeleka, voho gnagnaran'ny gny valiny Naomy. Gnagnaran'ny anany roa lahy reo Malona voho Kilona, zay Efratita bakagny Betleheman'i Joda. Niavy tao amin'ny gny tanin'i Moaba rozy la nipetraky tao.