auto save

This commit is contained in:
Masikoro-003 2020-07-23 15:07:55 +03:00 committed by root
parent 20b8202dfc
commit 7d214330c4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Lafa niavy amin-drafozam-baviny agny Rota, la hoy ie: "Akory gny hataonao, re anak'ampelako?" La nivola taminy iaby izay nataon-dralehilahy taminy Rota. \v 17 Hoy ie: "Reto vary hordea ignenin'ny gny fagnamezagna reto ro nameany ahy, fa hoy ie: 'Ka mandeha amin'izao avao magnany amin-drafozam-bavinao.' \v 18 La hoy Naomy: "Miegnena eto, ry
\v 16 Lafa niavy amin-drafozam-baviny agny Rota, la hoy ie: "Akory gny hataonao, re anak'ampelako?" La nivola taminy iaby izay nataon-dralehilahy taminy Rota. \v 17 Hoy ie: "Reto vary hordea ignenin'ny gny fagnamezagna reto ro nameany ahy, fa hoy ie: 'Ka mandeha amin'izao avao magnany amin-drafozam-bavinao.' \v 18 La hoy Naomy: "Miegnena eto, ry anak'ampelako, mandra-pahaizanao gny fivalihan-draha, fa tsy hiegny ralehilahy mandra-pahavitany zay raha zay androany."