|
\v 20 Ka simba nohon'ny ami-gny hany gny asan-Ndranagnahary.Malio vatany gny raha iaby,fa raty ho gnan'olo ze mihina gnazy voho mahavy gnazy ho totohatsy.\v 21 Soa gny tsy mihinan-kena,na mino divay,na gny raha iaby ze mety hanafitohy gny rahalahinao. |