msh_rom_text_udb/01/08.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 8 velohany,isaorako gny Ndranagnahariko amin'ny alalan'i Jesosy Kristy nohony agnaminareo iaby,fotony gny finoanareo la fa nambara manera gnan'izao tontolo zao.\v 9 Fa Ndranagnahary ro vavolombelo,ze tompoeko amin'ny fanahiko ao amin'ny hafatsisoan'ny gnanany,fa tsy miegny misafa agnaminareo Zaho.\v 10 Mangataky avao Zaho amin'ny vavaky ataoko gny mba hahombiazako amin'ny fomba iaby araky gny sitrapon-Ndranagnahary mba avy agnaminareo.