1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 9 Manova veloma gnan'i Orbano, mpisondry agnamitsika ao amin'i Kristy, voho Straky, teako. \v 10 Salamao Apela, zay ankasitraha ao amin'i Kristy. Salamao reo zay ao amin'ny tokantragnon'i Aristobolo. \v 11 Manova veloma gnan'i Herodiona, longoko. Manova veloma gnan'i zay ao amin'ny tokantragnon'i Narkisa, zay ao amin'ny Tompo. |