\v 13 Fa amin'izao la miresaky aminareo Jentilisa aho, sady laha mbo apostolin'ireoJentilisa aho, la mankasitraky gny fanompoako. \v 14 Asa hampialo reo zay bakamin'ny nofoko manoka aho. Asa hamonjy gny sasany amin-drozy tsika.