\v 35 Na ia ro nagnome raha an'Andranagnahary aloha, ka tsy maintsy hagnoneran'Andranahary gnazy ndraiky?" \v 36 Fa bakaminy voho amin'ny alalany sady ho Gnazy gny raha iaby. Ho Gnazy zisiky farany gny voninahitsy. Amena.