msh_rom_text_udb/01/01.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 1 Paoly,mpanompon'i Jesosy Kristy,la vaokaiky ho apostoly,sady voatoka ho mpitory gny hafatsy soa-Ndranagnahary.\v 2 Io gny hafatsy soa ze fa nampanantenany taloha tamin'ny alan'ireo mpanday hafatsy tamin'ny tao amin'ny Soratsy Masy.\v 3 Zay la momban'ny gn'Anakilahiny,ze teraky bakamin'ny havorohotan'i Davida araky gny nofo.