msh_rom_text_udb/11/33.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 33 Endrey, gny halalin'ny reo haren'ny fahendrea voho fahaizan'Andranagnahary! Tsy takatsy gny say reo fitsarany, sady reo lalany la tsy hay refesy! \v 34 "Fa ia ro nahay gny fihevitsy gny Tompo na ia ro lasa ho mpanolo-tsay Gnazy?