msh_rom_text_udb/09/27.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 27 Isaia niantsoa mare gny amin'ny Isiraely hoe:" Laha manahaky gny fasiky egny amin'ny ranomasy gny isan'ny zanak'Isiraely, la ho voavonjy zay sisa ambiny, \v 28 fa gny Tompo handay gny volany eto an-tany, feno sady tsy ho ela." \v 29 Araky gny nivolagnin'Isaia mialoha hoe: " Laha gny Tompo tompon'ny maro ro tsy nagnenga taranaky ho gnantsika, la hanahaky an'i Sodoma tsika, sady lasa manahaky an'i Gomora."