1 line
357 B
Plaintext
1 line
357 B
Plaintext
\v 12 Manova veloma gnan'i Tryfena voho Tryfosa, zay miasa vatany ao amin'ny Tompo. Salamao Perysa teako, zay niasa vatanytao amin'ny Tompo. \v 13 Manova veloma gnan'i Rofosy, zay voafily tao amin'ny Tompo, sady gny reniny voho gny reniko. \v 14 Manova veloma gnan'i Asynkrito, Flegona, Hermesy, Patroba, Herma, sady reo rahalahy zay misondry agnamin-drozy. |