msh_rom_text_udb/08/11.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 11 Laha gny Fagnahign'ny nananga an'i Jesosy tamin'ny maty ro velo ao aminareo, la Ie zay nananga an'i Kristy tamin'ny maty ro hagnome fiaigna avao koa ho an'ny vatanareo zay mety maty amin'ny alalan'ny Fagnahiny, zay velo ao aminareo.