msh_rom_text_udb/08/12.txt

1 line
218 B
Plaintext

\v 12 Noho izay, rahalahy, la mpitrosa tsika,fa tsy ao amin'ny nofo mba hiay araky gny nofo. \v 13 laha miay araky gny nofo nareo, la ho maty, fa laha amin'ny Fagnahy zay amonoanareo gny asan'ny vata, la ho velo nareo.