1 line
390 B
Plaintext
1 line
390 B
Plaintext
\v 18 Lafa izay moa, satria tamin'ny alalan'ny fahadisoan'ny raiky ro nahavy gny olo ho amin'ny fagnameloha, la amin'ny alalan'ny asan'ny fahamarignan'ny raiky avao koa ro hahavian'ny fahamarigna gny fiaigna ho an'ny olo iaby. \v 19 Fa satria bakamin'ny fankatoavan'ny olo raiky ro nahavy gny maro ho mpanota, la amin'ny alalan'ny fankatoavan'ny raiky avao koa ro hahavy gny maro ho marina. |