\v 21 Timoty, mpiara-miasa agnamiko, la manao veloma anareo, voho Losio, Jasona sady Sosipatro, longoko. \v 22 Zaho, Tertio, zay nanoratsy toy epistily toy, la manao veloma anareo ao amin'ny Tompo.