msh_rom_text_udb/16/25.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 25 Sady gny voninahitsy la ho Gnazy zay mahavita mampijoro anareo araky gny filazantsarako voho gnyfitoriako gnan'i Jesosy Kristy, araky gny fagnambara gny misitery zay nitanjahy ho tsiambaratelo fa ela tagny aloha tagny, \v 26 Nefa nambara amin'izao, sady tamin'ny alalan'ny bokin'ny faminania ro nampahafantary tamin'ny firenena iaby, araky gny didin-Dragnahary mandrakizay, ho fankatoava gny finoa.