msh_rom_text_udb/16/23.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 23 Gaio, zay mpampiantragno gnahy voho gny fiangona iaby, la manao veloma anareo. Erasto, mpitam-bola ao amin'ny tanà, la manao veloma anareo, misondry agnamin'i Koarto zay rahalahy. \v 24[Fagnamariha: gny fandika taloha soa vatany la magnafaky toy andiny toy.(henteo gny Romana 16: 20). and 24:"Ho qgnq,inqreo iaby lahy gny fahasoavan'ny Tompontsika Jesosy Kristy. Amena."]