msh_rom_text_udb/16/19.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 19 Fa gny ohatsinareo amin'ny fankatoava la avy agny amin'ny olo iaby. Lafa izay, mifaly aho, gny aminareo, fa iriko mba ho hendry amin'izay raty. \v 20 Ndragnahary gny fiadagna hanotorotoro an'i Satana eo ambanin'ny tombokinareo afaky fotoa fohy. Ho aminareo lahy gny fahasoavan'i Tompontsika Jesosy Kristy.