msh_rom_text_udb/14/07.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 7 Fa tsy misy miay ho gnan'ny vatany tsika,sady tsy misy maty ho gnan'ny vatany.\v 8 Fa laha miay tsika,la miay ho gnan'ny Tompo,sady laha maty tsika,la maty ho gnan'ny Tompo.Arak'izay ndra velo tsika ndra maty,la gnan'ny Tompo.\v 9 Fa ho amin'izay antony zay ro nahafatesan'i Kristy voho nivelomany ndraiky,mba hahavy Gnazy sady Tompon'ny gny maty ro Tompon'ny gny velo.