msh_rom_text_udb/13/13.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 13 Andao handeha amin'ny lala mahity,manahaky amin'ny gn'andro,fa tsy manahaky amin'ny fisinisinia tsy am-pahamendreha na koa gny hamamoa; voho andao tsy handeha amin'ny fahavetaveta na amin'ny fila tsy voatanjaky,voho amin'ny tsy fifanohera ndra fialogna.\v 14 Fa misikina gnan'i Jesosy Tompo,voho ka manome hiriky ho gnan'ny gny nofo,mba hanomeza fahafaham-po gny filany.