msh_rom_text_udb/12/19.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 19 Ka mamaly raty gny vatanareo, ry malala, fa omeo lala gny fahatezera Ndranagnahary. Fa fa voasoratsy hoe:'" Gnahy gny valifaty; Zaho ro hamaly; hoy Tompo." \v 20 Fa laha mosary gny fahavalonao, omeo hany ie. Laha marandrano ie, omeo raha hinominy ie. Fa laha manao izay iha, la hanangona vaim-bolo eo amin'ny lohany." \v 21 Ka mety ho resin'ny raty, fa reseo amin'ny soa gny raty.