msh_rom_text_udb/12/04.txt

1 line
219 B
Plaintext

\v 4 Fa mana rantsa maro amin'ny vatantsika tsika, nefa tsy mitovy iaby gny asan'ireo rantsa reo. \v 5 Mitovy amin'izany, tsikazay maro vatany la vata raiky avao ao amin'ny Kristy, sady rantsa manoka amin'ny gnolo iaby.