msh_rom_text_udb/12/01.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 1 Mangataky gnanareo aho noho izany rahalahy, noho reo famindram-pon'Andranagnahary, mba hanolotsy gny vatanareo ho soro velo, masy, ekegnin'Andranagnahary. Zay ro fanompoanareo araky gny tokony ho ie. \v 2 Ka mitovy amin'izao tontolo izao, fa miovà amin'ny fagnavaoza gny sainareo. Atavo zao mba ho ho hainareo izay soa, azo ekegny, sady gny sitrapo lafatr'Andranagnahary.