msh_rom_text_udb/11/23.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 23 Sady na regny aza, laha tsy manohy amin'ny tsy finoany rozy, la hakamba. Fa Ndranagnahary la afaky magnampoly gnazy reo ndraiky.\v 24 Fa laha notapahy tamin'ny hazo oliva-dia nareo, ka nakamba tamin'ny hazo oliva soa, la manao akory gny fohoaran'ny hamaroan'ireo Jiosy, zay sampana voajanahary, nakamba tamin'ny hazo olivan-drozy manoka?