msh_rom_text_udb/11/22.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 22 Sady henteo, gny fahamoram-po voho gny fahasaro-pon'Andranagnahary. Eo avao , gny fahasaro-po la avy amin'ireo Jiosy zay lavo. Fa eo avao koa, gny hatsaram-pagnahin'Andranagnahary la avy minareo, laha maharitsy ao amin'ny hatsaram-pagnahiny koa nareo. Fa laha tsy zay la ho tapahy koa nareo.