\v 9 Sady hoy i Davida hoe:" Ao gny latabany ho harato voho fandrika, ho vato maminga voho valifaty ho an-drozy. \v 10 Ao gny mason-drozy hohamaizigny mba tsy hahajery, sady ao hiondriky mandrakizay gny lamosin-drozy."