msh_rom_text_udb/11/01.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 1 Sady nivola aho, narian'Andranagnahary va gny olony? Sanatria lahy zay. Fa zaho avao koa la Isiraelita, taranak'i Abrahama, avy amin'ny fokon'i Benjamina. \v 2 Ndranagnahary la tsy nagnary gny olony, fa hainy teo aloha. Tsy hainareo va zay voalozan'ny Soratra Masina mahakasiky an'i Elia, la gny fitaraignany tamin'Andranagnahary namely an'Israely? hoe: \v 3 Tompo, rozy la namono reo mpaminanao, namotiky gny alitaranao. Zaho raiky sisa tavela, sady mifofo gny aiko rozy."