msh_rom_text_udb/10/16.txt

1 line
204 B
Plaintext

\v 16 Nefa tsy ie iaby ro nijanjy gny filazantsara. Fa hoy Isaia hoe:" Tompo, ia ro nino gny hafatrinay?" \v 17 Lafa izay gny finoa la bakamin'ny fijanjigna, sady gny fijanjigna bakamin'ny volan'i Kristy.