msh_rom_text_udb/10/08.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 8 Fa ino ro ambaran'izany? " Eo agnilanao gny teny, ao am-bavanao sady ao am-ponao." Izay ro volan'ny finoa, zay ambaranay. \v 9 Fa laha amin'ny vavanao ro anekegnanao an'i Jesosy ho Tompo, Sady mino amin'ny fonao fa natsangan'Andranagnahary tamin'ny maty ie, la ho vonje iha. \v 10 Fa amin'ny fo ro inoan'ny gnolo gny fahamarina, sady amin'ny vava ro anekegnany gny famonjea.