msh_rom_text_udb/10/06.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 6 Fa gny fahamarina zay bakamin'ny finoa la mivola hoe:" Ka mivola izao ao am-po hoe:" Ia ro hiakatsy agny an-dagnitsy?' (izany la, mampizotso an'i Kristy); \v 7 sady ka mivola hoe:'Ia ro hizotso agny amin'ny lailiky?'" (izany la, mampiakatsy an'i Kristy amin'ny maty).