msh_rom_text_udb/09/32.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 32 Nanao akory kay? Satria rozy tsy nila izany tamin'ny finoa, fa tamin'ny asa. Tafintohin'ny vaton'ny fagnafintohina rozy, \v 33 araky zay fa voasoratsy hoe:" Jereo, ao Ziona ro ametrahako gny vaton'ny fagnafintohigna voho vatolampin'ny fandikan-dalàgna. Zay mino izay la tsy ho megnatsy."