\v 30 30 Ino moa ro hovolanintsika? Fa gny Jentilisa,ze tsy nila gny to, ro nahazo gny to, ze hato bakamin'ny finoa.\v 31 Fa Israely,ze nila gny lalan'ny fahamarina,la tsy niavy tamin'izay.