msh_rom_text_udb/09/22.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 22 Manao akory laha Ndranagnahary, zay te ampiseho gny fahamelohany voho hampahay gny fahefany, ro niaritsy tamim-pahareta reo fitoeran'ny fahameloha novognony ho amin'ny fahasimbany? \v 23 Manao akory laha nataony izay mba hampahaizany gny haren'ny vononahiny eo amin'ireo fitoeran'ny famindram-po, zay fa novognoniny mialoha ho amin'ny voninahitsy? \v 24 Manao akory laha nataony ho gnantsika koa izay, zay nantsoiny avao koa, tsy ho eo amin'ny samy Jiosy avao, fa ho eo amin'ny reo Jentilisa avao koa?