msh_rom_text_udb/09/19.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 19 Bakeo hivola amiko nareo hoe:" Nanao akory ro mbo mahita tsiny avao Ie?" Fa ia ro mahatohitsy gny sitrapony?" \v 20 Mifanohitsy amin'izay, ralehilahy, ia moa iha ro mamaly manohitsy an'Andranagnahary? Moa zay fa novolavola hivola amin'ny mpamolavola izany hoe:"Nanao akory ro nataonao Manahaky zao aho?" \v 21 Moa gny mpanefy velagny tsy mana zo amin'ny tanimanga ka gny vonga raiky ro hagnamboara fitoboha amin'ny andro voatoka, sady fitoboha raiky hafa amin'ny andavanandro?