msh_rom_text_udb/09/08.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 8 Izany hoe, reo anaky gny nofo la tsy anak'Andranagnahary. Fa reo anakin'ny fampanantegna ro rambesy ho taranaky. \v 9 Fa manao gnanizao ro volan'ny fampanantegna:" Amin'izay fotoa izay la ho avy Aho, sady homea aja johary Saraha."