msh_rom_text_udb/09/06.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 6 Fa tsy ho tsy misy dikany reo zay nampagnantenain'Andranagnahary. Fa tsy zay iaby bakagny Isiraely ro tegna Isiraely. \v 7 Na reo taranak'i Abrahama iaby ro tegna anany. Fa: "Amin'ny alalan'Isaka ro hikaiha reo taranakao."