msh_rom_text_udb/08/20.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 20 Fa gny voahary la natao ho zava-poa, tsy nohon'ny sitrapony manoka, fa noho Gny nanao izay. Izay la ao amin'ilay toky nomea \v 21 fa reo voahary vatany ro ho ala amin'ny fanandeavozan'ny fahalòva, sady handaisa agny amin'ny fahafaha gny amin'ny voninahitsy gny anak'Andranaganahary izay. \v 22 Fa haintsika fa gny voahary iaby la misondry misento voho misondry miasa ao agnatin'ny fanaintaigna na amin'izao aza.