msh_rom_text_udb/08/06.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 6 Satria gny fisaigna miory amin'ny nofo la fahafatesa, fa gny fisaigna miory amin'ny Fagnahy koa la fiaigna voho fiadagna. \v 7 Gny fisaigna miory amin'ny nofo la fandrafia eo anatrehan'Andranagnahary, fa tsy mifagnaraky amin'ny lalàn'Andranagnahary izay, ro sady tsy hainy akory gny manao izay. \v 8 Reo zay ao amin'ny nofo la tsy afaky gny ho ankasitrahan'Andranagnahary.