msh_rom_text_udb/08/03.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 3 fa zay tsy afaky nataon'ny lalàgna nohon'ny fahalemen'izay tamin'ny nofo, la nataon'Andranagnahary. Nandefa gny Anany lahy toka Ie tamin'ny endriky gny nofo an'ny ota, sady nagnameloky gny ota tao amin'ny nofo nofo ie. \v 4 Nataony izay mba ho tanteraky ao agnamintsika gny raha takin'ny lalàgna, tsika zay mandeha tsy araky gny nofo, fa araky gny Fagnahy. \v 5 Reo zay miay araky gny nofo la mifantoky amin'ireo raha gny nofo, fa reo zay velo araky gny Fagnahy la mifantoky amin'ireo raha gny Fagnahy.