msh_rom_text_udb/08/01.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 1 noho izay la tsy misy fagnameloha sasy amin'izao ho an'ireo zay ao amin'i Kristy Jesosy. \v 2 Fa gny fitsipikin'ny Fagnahin'ny fiaigna ao amin'i Jesosy Kristy ro nagnafaky ahy tamin'ny fitsipikin'ny fahota voho gny fahafatesa.