msh_rom_text_udb/07/24.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 24 Olo-mijaly aho! Ia ro hanafaky ahy amin'ny toy vatan'ny fahafatesa toy? \v 25 Fa isaoro Ndragnahary amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika! Lafa izay, zaho vatako la manompo gny lalàn'Andranagnahary amin'ny saiko. Na la izay aza, la manompo gny fitsikin'ny fahota amin'ny nofo aho.