msh_rom_text_udb/07/22.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 22 Fa mifalifalia ao amin'ny lalàn'Andranagnahary aho amin'ny fagnahy maha olo. \v 23 Nefa mahajery fitsipiky raiky hafa ao amin'ny mahakasiky gny vatako aho. Izay la mialy amin'izay fitsipiky vaovao ao an-tsaiko izay. Mihazo gnahy ho babon'ny fitsipiky gny fahota zay ao amin'ny mahakasiky gny vatako izay.