msh_rom_text_udb/07/11.txt

1 line
199 B
Plaintext

\v 11 Fa gny fahota la nangalaky vahany tamin'ny alaln'ny didy ka namitaky gnahy. Tamin'ny alaln'ny didy ro namonoany gnahy. \v 12 Lafa izay gny lalàgna lamasy, sady gny didy masy, marina, sady soa.