msh_rom_text_udb/06/19.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 19 Mivola manahaky gny olo aho noho gny fahalemen'ny nofonareo. Satria vatany voaho nanolotsy gny rantsam-batanareo ho andevozign'ny fahalotoa voho gny raty nareo, la manahaky izay koa zao, atoloro ho andevon'ny fahamarina ho amin'ny fahamasigna gny rantsam-batanareo. \v 20 Fa taminy nareo nandevozign'ny ota, la afaky tamin'ny fahamarigna. \v 21 Amin'izao, ino zany ro vokatsy azonareo atamin'ireo raha zay mahamegnatsy anareo amizao? Satria gny vokats'iregny raha regny la gny fahafatesa.