msh_rom_text_udb/06/17.txt

1 line
206 B
Plaintext

\v 17 Fa isaora Ndranagnahary! Satria fa mpanompon'ny fahota nareo, nefa nankato tao am-ponareo gny fomba fampianara zay nomea anareo. \v 18 Nafahana tamin'ny ota nareo, sady natao mpanompon'ny fahamarigna.