msh_rom_text_udb/06/15.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 15 Ka ino zany? Tokony hanota va tsika satria tsy ambanin'ny lalàgna, fa ambanin'ny fahasoava? Tsy hisy vatany lahy zay. \v 16 Tsy hainareo va fa gny raiky zay anoloranareo gny vatanareo ho mpanompo la gny raiky zay ho hankatoavinareo, gny hany tsy maintsy hankatoavinareo? Marina zay na mpanompon'ny fahota zay mitariky agny amin'ny fahafatesa nareo, na mpanompon'ny fankatoava zay mitariky agny amin'ny fahamarigna.