msh_rom_text_udb/06/10.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 10 Fa laha gny mahakasiky gny fahafatesa la maty nohon'ny amin'ny fahota Ie, maty ndraiky mandeha ho an'i iaby Ie. Nefa, gny fiaigna zay hiagnany la iaignany ho gnan'Andranagnahary. \v 11 La manahaky zay, tsy maintsy mihevitsy gny vatanareo ho fa maty amin'ny fahota avao koa nareo, fa velo ho gnan'Andranagnahary ao amin'i Kristy Jesosy.