msh_rom_text_udb/06/04.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 4 Ka, voalevy, nisondry tagnaminy tamin'ny alalan'ny batisa ho amin'ny fahafatesa tsika. Nitranga zay mba ho hanahaky gny nanangagna an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitsy gny Ray, ro andehanantsika amin'ny fiaignam-baovao avao koa. \v 5 Fa laha mikamba Agnaminy amin'ny endrikiny gny fahafatesany tsika, la hikamba amin'ny fitsangagnany avao koa